UNICEF Madagascar

Fanyah sy Tsimanotry an-dàlana hody ao an-tanànany

Vaovao farany

Tahirin-kevitra

Boky, tatitra, na loharanom-pahalalana hafa

Zon'ny ankizy

Ny olona rehetra latsaky ny 18 taona dia misitraka ny zon'ny ankizy

Vakio ny andinindininy

Ny fahazazana eto Madagasikara

Famakafakana ny toejavatra hiainan'ny reny sy ny zaza 2014

Vakio ny andinindininy

Rafi-piahiana ara-tsôsialy mampiaty

Rafi-piahiana ara-tsôsialy mandray an-tanana ny olona manana fahasembanana

Vakio ny andinindininy

Tombanezaka JRC sy OJM

Tombanezaka mikasika ny fandraisan’ny tanora anjara ao anatin’ ny tetik’asa JRC sy OJM

Vakio ny andinindininy

Fiahiana ara-tsosialy faobe sy tsimialonjafy ho an’ny ankizy

Mizotra mankamin’ny fiahiana ara-tsosialy faobe sy tsimialonjafy ho an’ny ankizy eto Madagasikara

Vakio ny andinindininy

Ny ankizy manoloana ny ny fandraharahana ara-pambolena

Famakafakana mikasika ny fiantraikan'ny sehatry ny fandraharahana ara-pambolena sy ny voly manoloana ny zon'ny zaza any amin'ny faritra Sava, Analanjirofo

Vakio ny andinindininy

Ireo mety ho vokatry ny COVID-19 eo amin'ny ankizy

Ireo vokatry ny krizy ara-toe-karena eo amin’ny fahantran’ny ankizy sy ny anjara asan’ny fiahiana ara-tsosialy mba hanalefahana ny vokatry ny krizy.

Vakio ny andinindininy

Ireo tsy fahampiana samihafa amin’ny ankizy eto Madagasikara

ireo vokatra lehibe azo tamin'ny famakafakana ireo antontan’isa azo tamin’ny fanadihadiana MICS-6

Vakio ny andinindininy

Horonan-tsary

Léonie,misitraka ny fandaharanasa fiahiana sosialy Zara Mira

Leonie sy ny zanany dia misitraka ny fandaharanasa fiahiana sosialy Zara Mira

Jereo

Mpitsabo mpanampy sy mpanao vaksiny covid-19

Mpitsabo mpanampy sy mpanao vaksiny covid-19 eto Antananarivo i Tsoa Héma.

Jereo

Aoka izay ny resaka miiba mikasika ny fadimbolana!

Ny UNICEF sy ny mpiara-miombon'antoka aminy dia mikendry ny hanentana sy hanova ny fenitra ara-tsosialy miiba manodidina ny fadimbolana

Jereo

Kamiô mpamatsy rano eto Antananarivo

Kamiô mpamatsy rano eto Antananarivo

Jereo

Ny asanay

Fanabeazana

Ny UNICEF dia mandray andraikitra mba hahazoan’ny ankizy rehetra tsy ankanavaka fahalalana sy fahaiza-manao, mba hahafahan’izy ireo mivelatra

Fantaro ny asanay

Fahasalamana

Ny UNICEF dia mandray andraikitra mba hanitarana ny fampiasana ny sampan-draharaha ara-pahasalamana ifotony ho an’ny ankizy latsaky ny dimy taona

Fantaro ny asanay

Politika sosialy

Ho an'ny ankizy tsirairay, fahafahana ara-drariny eo amin'ny fiainana

Fantaro ny asanay

Rano, fanadiovana sy fidiovana (WASH)

Mitana anjara toerana lehibe amin'ny fivelomana sy fivoaran'ny ankizy ny rano madio, trano fidiovana ary fomba tsara fidiovana

Fantaro ny asanay

Fiarovana ny ankizy

Ny UNICEF dia miasa mba ho lehibe ao anaty tontolo voaaro amin'ny herisetra sy ny fanararaotana ny ankizy tsirairay

Fantaro ny asanay

Fiatrehana sy fiomanana amin’ny loza

Ny UNICEF dia miasa mba ho afaka hiaina am-pilaminana ny ankizy tsirairay ary afaka hiarina raha sanatria iharan’ny loza

Fantaro ny asanay

Fanjariantsakafo

UNICEF dia mandray anjara amin'ny ady amin'ny tsifanjariantsakafo eto Madagasikara

Fantaro ny asanay

Handray anjara

Manorina tokantrano mandresy ny fitsaràna ivelany

Lalam-piainana samihafa no niainan’i Charlotte sy Jaonathan saingy samy niharan’ny fitsaràna ivelany nataon’ny fiaraha-monina izy ireo.

Vakio ny tantarany

Fanampin-tsakafo vaovao misy otrikaina

Mitantara ireo soa azony tamin’ny alalan’ireo fanampin-tsakafo vaovao misy otrikaina isan-karazany nomena azy nandritra ny fitondrany vohoka i Josiane.

Vakio ny tantarany

Tongasoa eto amin’ny fiaraha-monina ny lava-piringa vaovao

Manova tsikelikely ny fiainana andavanandron’ny mponina any amin’ny Faritra Atsimon’i Madagasikara

Vakio ny tantarany

Manokatra lalana ho an’ny ho avy ny fananana ny maha izy azy

Ahitana fahombiazana tanteraka ny fampiasana ny fomba fiasa ifandrimbonana ao anatin’ny fandaharanasa Zara Mira, ao amin’ny distrikan’Ampanihy.

Vakio ny tantarany

Emmanuel, mpiandry paompin-drano,mpisehatra ho an’ny fiovana

Tena nanova zavatra betsaka tao amin’ny tanànan’i Behara ny fahafahana misitraka rano fisotro, indrindra nohon’ny fandraisan’andraikitry ny fiaraha-monina.

Vakio ny tantarany

Vehivavy mihetsiketsika: miteraka fiovana

Any amin’ny faritra atsimo-antsinananan’i Madagasikara no ahitana vondrom-behivavy iray mandray an- tanana ny ho aviny ary lasa maodely amin’ny hai-tarika

Vakio ny tantarany

Kirizy mpahazo ny olombelona

Ity tatitra an-tsary ity dia mitantara ny ezaka ataon’ny UNICEF sy ny mpiara-miombonantoka aminy amin’ny fanaovana fitiliana faobe ny tsifanjariantsakafo.

Vakio ny tantarany

Toamasina: Miezaka miarina taorin'ny rivodoza Gezani

Ankoatr’ireo trano rava, dia namela ratra tsy hita maso ny rivodoza Gezani: miaina anaty tebiteby isan'andro ny ankizy sy ny fianakaviany.

Vakio ny tantarany

Hita ihany ilay zanak’i Fanjarline izay very 12 andro

Tafaverina tao amin’ankohonany ihany i Espérance (8 taona) rehefa nanao ny ady sisika mba hikarohana izay misy azy ny UNICEF.

Vakio ny tantarany

Miatrika ny faharavana nateraky ny rivo-doza Gezani

Nitady fialofana tao amin'ny toby fandraisana ny tra-boina tao Salazamay i Kambana Jacqueline sy ny zanany taorian'ny fandalovan'ny rivodoza Gezani

Vakio ny tantarany

fandrahoana sakafo mahasalama ny ankizy sy fiaraha-monina.

Tokantrano 4 000 any amin’ireo écovillages any amin’ny faritra atsimon’i Madagasikara no nisitraka fatana nohatsaraina hoenti-mitandro ny fahasalamana

Vakio ny tantarany

Manamafy ny fampiroborobo ny toekarena sy ny fiarahamonina.

Asongadina amin’ny alalan’ny sary vitsivitsy ao anatin’ity tantara ity ny fomba fiaina ao anatin’ireo « écovillages »

Vakio ny tantarany

Fanaovana vakisiny ny adolantsento mba hiarovana azy

Ity tatitra an-tsary ity dia mitantara ny fizotry ny ezaka fanombohana ny fanaovana ny vakisiny faobe miady amin’ny viriosy HPV eo amin’ny sehatra nasionaly

Vakio ny tantarany

Mpampianatra mafana fo amin’ny fanaovam-bakisiny

Mpampianatra amin’ny sekoly fanabeazana fototra i Zafrine. Noraisiny ho laharam-pahamehana ny fanaovana vakisiny ny zanany lahikely sy ny mpianany.

Vakio ny tantarany

Onixia, herim-pon-jazavavy manoloana ady sarotra

Nahazo ny mari-pahaizana « baccalauréat » ihany i Onixia na dia teo aza ny fahantrana sy ny fanimbazimbana natao azy.

Vakio ny tantarany

Lova Renée @ COP30 : «Mila mihetsika maika isika »

Bélem, Brésil. Nandritra ny fandraisam-pitenenany dia nanao antso avo tamin’ireo mpandray anjara tao amin’ny COP30 i Lova Renée.

Vakio ny tantarany