Pejy
Handray anjara
'Ndao hifanome tanana hitondra vokatra tsara azo tsapain-tanana amin'ny fiainan'ny ankizy eto MAdagasikara sy manerana izao tontolo izao

Avia hiasa ho an'ny ankizy

Tsy asa toy ny asa rehetra ny miaro ny zon'ny ankizy
Vonona ve ?
Hanome tolo-tanana

Tsy milavo lefona isika hiaro ny zon'ny ankizy tsirairay
Na iza izy na iza. Na aiza izy na aiza.