Ny asanay

Mifofotra ho an'ny zon'ny ankizy, isan'andro, na aiza na aiza eto Madagasikara.

Des personnels de l'UNICEF discutent pres d'une tente d'urgence

Ireo laharam-pamehana

Fanabeazana

Ny UNICEF dia mandray andraikitra mba hahazoan’ny ankizy rehetra tsy ankanavaka fahalalana sy fahaiza-manao, mba hahafahan’izy ireo mivelatra

Fantaro ny asanay

Fahasalamana

Ny UNICEF dia mandray andraikitra mba hanitarana ny fampiasana ny sampan-draharaha ara-pahasalamana ifotony ho an’ny ankizy latsaky ny dimy taona

Fantaro ny asanay

Politika sosialy

Ho an'ny ankizy tsirairay, fahafahana ara-drariny eo amin'ny fiainana

Fantaro ny asanay

Rano, fanadiovana sy fidiovana (WASH)

Mitana anjara toerana lehibe amin'ny fivelomana sy fivoaran'ny ankizy ny rano madio, trano fidiovana ary fomba tsara fidiovana

Fantaro ny asanay

Fiarovana ny ankizy

Ny UNICEF dia miasa mba ho lehibe ao anaty tontolo voaaro amin'ny herisetra sy ny fanararaotana ny ankizy tsirairay

Fantaro ny asanay

Fiatrehana sy fiomanana amin’ny loza

Ny UNICEF dia miasa mba ho afaka hiaina am-pilaminana ny ankizy tsirairay ary afaka hiarina raha sanatria iharan’ny loza

Fantaro ny asanay

Fanjariantsakafo

UNICEF dia mandray anjara amin'ny ady amin'ny tsifanjariantsakafo eto Madagasikara

Fantaro ny asanay

Ireo toerana misy anay

Ireo faritra hiasana ankehitriny
Carte de Madagascar montrant la présence des personnels de l'UNICEF sur le terrain
UNICEF Madagascar/2024/Ralaivita