Pejy Tantaram-piainana eny ifotony Ao ambadik'ireny antontan'isa ireny misy ankohonana miaina sy mivelona FrançaisEnglishMalagasy Tantara an-tsary Ady amin’ny aretina lefakozatra : tantaran’ny taranaka iray Noheverina fa tsy loza mitatao intsony fa aretina efa fongana eto Madagasikara ny lefakozatra. Vakio ny tantarany Tantara an-tsary Mijoro ho lohalaharana hiady amin’ny aretin’ny lefakozatra Manoloana ny loza mitatao nohon'ny fihanaky ny aretina lefakozatra dia an'arivony ireo mpisehatra niara-nientana tany amin'ny faritr'i Atsimo-Andrefana Vakio ny tantarany Tantara an-tsary Tanora miaro sy mampiroborobo ny fanabeazana ny zazavavy Tamin’ny taona 2026 – manao fanentanana eny anivon’ny fianakaviana, ny mpitarika eny anivon’ny fiaraha-monina, ary ny zatovovavy ny Vondrona Tanora Ifotony Vakio ny tantarany Lahatsoratra Miaro ny ankizy tsirairay amin’ny vaksiny Miroboka an-tsehatra eto Antananarivo Diniho Paulette mba hahavita vakisiny ny zaza tsirairay Vakio ny tantarany Tantara an-tsary Mahery, Matanjaka, mahaleo tena mankany amin’ny fizakan-tena Araho an-tsary ny heripon’ireo vehivavy ao amin’ny kaominin’Ambila, izay miezaka isan’andro hanatsara ny fiainan’ny fianakaviany sy ny fiainany manokana. Vakio ny tantarany Lahatsoratra Manorina tokantrano mandresy ny fitsaràna ivelany Lalam-piainana samihafa no niainan’i Charlotte sy Jaonathan saingy samy niharan’ny fitsaràna ivelany nataon’ny fiaraha-monina izy ireo. Vakio ny tantarany Lahatsoratra Fanampin-tsakafo vaovao misy otrikaina Mitantara ireo soa azony tamin’ny alalan’ireo fanampin-tsakafo vaovao misy otrikaina isan-karazany nomena azy nandritra ny fitondrany vohoka i Josiane. Vakio ny tantarany Lahatsoratra Tongasoa eto amin’ny fiaraha-monina ny lava-piringa vaovao Manova tsikelikely ny fiainana andavanandron’ny mponina any amin’ny Faritra Atsimon’i Madagasikara Vakio ny tantarany Lahatsoratra Manokatra lalana ho an’ny ho avy ny fananana ny maha izy azy Ahitana fahombiazana tanteraka ny fampiasana ny fomba fiasa ifandrimbonana ao anatin’ny fandaharanasa Zara Mira, ao amin’ny distrikan’Ampanihy. Vakio ny tantarany Lahatsoratra Emmanuel, mpiandry paompin-drano,mpisehatra ho an’ny fiovana Tena nanova zavatra betsaka tao amin’ny tanànan’i Behara ny fahafahana misitraka rano fisotro, indrindra nohon’ny fandraisan’andraikitry ny fiaraha-monina. Vakio ny tantarany Lahatsoratra Vehivavy mihetsiketsika: miteraka fiovana Any amin’ny faritra atsimo-antsinananan’i Madagasikara no ahitana vondrom-behivavy iray mandray an- tanana ny ho aviny ary lasa maodely amin’ny hai-tarika Vakio ny tantarany Tantara an-tsary Kirizy mpahazo ny olombelona Ity tatitra an-tsary ity dia mitantara ny ezaka ataon’ny UNICEF sy ny mpiara-miombonantoka aminy amin’ny fanaovana fitiliana faobe ny tsifanjariantsakafo. Vakio ny tantarany Lahatsoratra Toamasina: Miezaka miarina taorin'ny rivodoza Gezani Ankoatr’ireo trano rava, dia namela ratra tsy hita maso ny rivodoza Gezani: miaina anaty tebiteby isan'andro ny ankizy sy ny fianakaviany. Vakio ny tantarany Lahatsoratra Hita ihany ilay zanak’i Fanjarline izay very 12 andro Tafaverina tao amin’ankohonany ihany i Espérance (8 taona) rehefa nanao ny ady sisika mba hikarohana izay misy azy ny UNICEF. Vakio ny tantarany Asehoy ny hafa 'Ndao koa hiasa hiaraka aminay Maniry hampiasa ny fahaiza-manaonao hampivoarana ny zon'ny ankizy ? Avia hiasa amin'ny UNICEF. Hiara-hiasa