Fandaharan’asa
Fiatrehana sy fiomanana amin’ny loza
Ny UNICEF dia miasa mba ho afaka hiaina am-pilaminana ny ankizy tsirairay ary afaka hiarina raha sanatria iharan’ny loza voajanahary na loza vokatry ny nataon'olombelona.
Mitsambikina mankany
Ny sedra misy
Haintany
El Nino - Tranga voajanahary mampihombo ny haintany lavareny any atsimo
Rivodoza
Toerana marefo amin'ny rivodoza i Madagasikara, indrindra ny morontsiraka Atsinanana
Valan'aretina
Fiverimberenan'ny pesta indrindra indrindra
Ny ataon'ny UNICEF
Hamafisina ny firotsahana an-tsehatra amin’ny fampihenana ny loza mety hitranga ka ho hita taratra amin’ireo fandaharan’asa izany
Hatsaraina ny fitsinjarana isam-paritra ny paikady fiatrehana ny loza
Ary hampiharina ireo firotsahana an-tsehatra vonjimaika
Araka ny fifanekena fototry ny UNICEF ho an’ny ankizy.