Manamafy ny fahaizany miatrika ny fiainany sy fahaiza-miaina eo anatrehan’ny hain-tany Fanyah

Ho an’i Fanyah sy ny ankizy hafa miaina ao amin’ny fahasembanana toa azy dia zary lasa tandra vadin-koditra ny fahasahiranana ateraky ny fiovaovan’ny toetrandro, indrindra.

Abela Ralaivita
Fanyah et Tsimanotry sur le chemin du retour vers leur maison dans le village d’Anarabe, au sud de Madagascar.
UNICEF/UN0780964/Ramasomanana
16 Martsa 2023