Tatitra lehibe
Fifanarahana iraisam-pirenena ho an'ny zon'ny ankizy
Ny olona rehetra latsaky ny 18 taona dia misitraka ny zon'ny ankizy
- Français
- Malagasy
Highlights
Ny Zo fototra ananan'ny ankizy
Zo hanana anarana sy firenena (FIZOZAZA and. 7, 8)
Zo ho salama (FIZOZAZA and. 3, 6, 24, 26, 27)
Zo hianatra (FIZOZAZA and. 28, 29)
Zo ho arovana (FIZOZAZA and. 19, 22, 32, 33, 34, 35, 39, 40)
Zo handray anjara (FIZOZAZA and. 12, 13, 14, 15, 17)
Daty famoahana
Fiteny
Frantsay