Sahondra, afaka miantoka ny filàna fototran'ny zafikeliny vavy

Sahondra dia renibe mananotena izay mikarakara ny zafikeliny. Nisy fiantraikany betsaka tamin'ny fivelomany ny maha zokiolona sy ny maha tsy an'asa azy, saingy hatramin’ny nisian'ny Zara Mira dia lasa afaka miantoka ny filàna fototry ny zafikeliny izy.

Lameese Madi
Sahondra (à droite) aide sa petite-fille à s'habiller pour l'école.
UNICEF Madagascar/2022/Madi
15 Septambra 2022