14 Novambra 2023

Fomba fanao tsara kokoa ho an'ny fianakaviana vokatr’ireo fepetra fanohanana natolotry ny ZARA MIRA

Babao Nirina, 25 taona, dia monina any amin’ny 18 kilometatra miala ny tanànan’i Manakara, miaraka amin’ny vadiny sy ny zanany roa. Mpamboly izy ary mpisitraka ny fandaharan’asa ZARA MIRA hatramin’ny taona 2022 niforonan’izany. Ankoatra ny fanampiana ara-bola dia ahitana hetsika fanohanana isan-karazany ho an'ny r...
14 Novambra 2023

Fanampiana ara-bola, fanohanana lehibe ho an'ny fianakaviana marefo

Kazy, 50 taona ary maty vady, dia mipetraka ao amin’ny fokontany Ankilimasy, dimampolo kilometatra mahery miala an’Amboasary atsimon’i Madagasikara. Lohan’ny fianakaviana maro anaka izy ary mitaiza samirery ankizy miisa 8, ka anisan'izany ny zafikeliny iray. Kazy, 50 ans et veuve habite dans le fokontany d’Ankilim...
25 Aogositra 2023

Fanapariahana ny vokatry ny famakafakana mikasika ny tsy fahampiana amin’ny lafiny maromaro mifanindran-dàlana mihatra amin’ny ankizy

Antananarivo – Zoma 25 aogositra 2023, . Ny Minisiteran’ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola, amin’ny alàlan’ny INSTAT, ary vokatry ny fanohanana ara-teknika sy ara-bola avy amin’ny UNICEF, dia mandroso amin’ny fanapariahana ny valin’ny fanadihadiana mikasika ny tsy fahampiana eo amin’ny sehatra maromaro mifanindran...
04 Jolay 2023

Misitraka ny zony indray ny ankizy amin’ny alalan’ny fanampiana ara-bola Zara Mira

Sady mitaiza ny zanany roa no manao ny asa fambolena i Sominio, reny tsy manam-bady, 26 taona. Monina ao amin’ny Kaominina ambanivohitr’i Tsivory, toerana nalaza ho sompitry ny distrikan’Amboasary amin’ny voka-bary fahiny. Saingy tato anatin’ny roa taona izay dia tratry ny fahasahiranana mafy ara-bola i Sominio s...
04 Jolay 2023

Misitraka ny zony ny ankizy amin’ny alalan’ny fandaharan’asa fiahiana ara-tsosialy

Mpamboly sy mpandrary Lignesoa, 54 taona. Mpanjono Emahavahy vadiny, 63 taona. Mandray andraikitra mikarakara ireo zafikeliny 22 izy roa. Lasa niasa lavitry ny tanàna ipetrahany mantsy ny ray ama-drenin’ireo. Ny zanany vavy sasany indray tsy manam-bady fa miasa an-trano any aman’olona. Hazavain’i Lignesoa fa amin’...
15 Septambra 2022

Sahondra, afaka miantoka ny filàna fototran'ny zafikeliny vavy

Sahondra dia renibe 53 taona izay mikarakara ny zafikeliny 5 taona; maty teo am-piterahana ny zafikeliny ny vadin'ny zanany lahy. Ny vadin’i Sahondra no namelona ny fianakaviana tamin’ny alàlan'ny jono. Nodimandry anefa izy, fito volana lasa izay, ary namela faktiora tsy mbola voaloa sy ny saram-pianaran’ny zafike...
15 Septambra 2022

Renim-pianakaviana nampivelatra ny toe-tsaina maha-mpandraharaha azy i Mana.

Mpivarotra i Mana, 32 taona izy ankehitriny. Manana fivarotana kely izy ary mivarotra tsakitsaky, kafe, legioma masaka ary salady. Ny tena mpanjifany dia ireo mponina eo an-tanàna ihany, ary koa ireo olona mandalo ny tanàna mandeha fiara. Manan-janaka dimy izy ary mpanjono ny vadiny; mpikambana ao amin'ny filan-ke...
15 Septambra 2022

Ny fandaharan’asa Zara Mira, fanohanana entina manatsara izay mahasoa ny zaza

Ny vanim-potoan'ny rivodoza eto Madagasikara mandritra ny telo volana voalohany amin'ny taona dia miteraka faharavana manerana ny nosy, ka miantraika amin'ireo olona marefo indrindra eo amin'ny fiarahamonina. Mpanenona tsihy i Ravololo, 30 taona, ary mpamboly i Fabrice vadiny, 35 taona. Manan-janaka enina izy ireo...
15 Septambra 2022

Lazasoa, ny fiainan’ny zaza sembana.

Lazasoa, 4 taona, mitsiky amin’ny renibeny raha eo am-panomezan'ny renibeny azy vary hohanina. Na dia mampiseho endrika miramirana aza izy dia miady amin'ny fahasembanana goavana; anisan'izany ny tsy fahafahana mandeha, miresaka na mahafeno ireo dingana fototra amin'ny fitomboan'ny zaza. Tena mahay mifandray amin’...
09 Aogositra 2022

Politika Nasionaly mampiaty: nohenoina ny feon'ireo ankizy manana fahasembanana

Ny sampana Politika Sosialy ao amin'ny biraon'ny UNICEF eto Madagasikara amin'izao fotoana izao dia mampiditra ny Fanadihadiana voalohany ny toe-javatra iainan’ny ankizy manana fahasembanana eto Madagasikara ao anatin'ireo hetsika manome angon-drakitra mahomby. Ankizy manana fahasembanana maherin'ny 600 sy ireo ra...
09 Aogositra 2022

Ny ankizy sy ny tanora manana fahasembanana dia tena marefo

Raha jerena ety ivelany dia tanora toa ny hafa i Lianah. Tsy misy na inona na inona ahitana fa manana fahasembanana maro sy tsy fahatomombanana vokatry ny fahaterahana sarotra izy: aretina ara-tsaina, fahatarana ara-tsaina goavana ary olana amin’ny fihainoana. Saingy izany no nanaisotra ny zony maro amin'ny maha-z...
14 Jolay 2022

Eto Madagasikara, fanentanana ho an’ny fanitarana ny fandaharanasa fiahiana sosialy ho an’ny ankizy

Any Vohibola, 15 km miala an’Amboasary any atsimon’i Madagasikara, i Soja Molisoa sy Miza Razie vadiny dia mivelona amin’ny fitrandrahana mika miaraka amin’ny zanany folo. Rehefa nanao io asa io nandritra ny taona maro izy ireo, dia tena kivy amin’ny sarany ambany dia ambany mifanaraka amin’ny ezaka vitan’izy ireo...