Renim-pianakaviana nampivelatra ny toe-tsaina maha-mpandraharaha azy i Mana.

Renim-pianakaviana i Mana ary tsy vitan’ny hoe afaka mamelona ireo zanany fotsiny izy ankehitriny, fa afaka miantoka fidiram-bola hafa isan-karazany ihany koa.

Lameese Madi
Mana (à gauche) se tient devant son magasin pour servir du café aux clients.
UNICEF Madagascar/2022/Madi
15 Septambra 2022