Ady amin'ny COVID-19, mbola manan-danja ny vaksiny ankehitriny!

Manamafy ny maha zava-dehibe ny fanaovana vaksiny i Dalvis, mpihira malaza avy any amin’ny faritra avaratr’i Madagasikara sy Andry Lalaina Andriamasy, lehiben’ny tonian-dahatsoratry ny fahitalavitra iray eto an-drenivohitra. Fijoroana vavolombelona.

Lalaina Harisoa Ralaiarijaona
Vaccination COVID-19
UNICEF/UN0602359/Ralaivita
09 Desambra 2022