
Lahatsoratra
Josiane, ilay mpanentana ara-pahasalamana tena be fitiavana
Fianarantsoa, fokontany Ankofafalahy. Razafindrafara Marie Josiane na Josiane, 42 taona, mpanentana ara-pahasalamana, miomana vao maraina haka an’i Claudio, zazalahikely 2 volana izay nankinin-dreniny aminy mba hitondra ilay zaza eny amin’ny tobim-pahasalamana fototra Ankofafa, ho amin’ny fanaovana vaksiny and...

Lahatsoratra
Ao Toliary, ivon'ny hetsika roa sangany entina manamafy ny fanaovana vaksiny.
Mandroso tsara ny hetsika fanaovana vaksiny « grand rattrapage ». Mba hanatrarana ny olona kendrena tsirairay hatrany amin'ny kilometatra farany, dia mitana anjara toerana lehibe i Francia – reny môdely sy tompon-daka amin'ny fanaovana vaksiny – sy Hélène, mpanentana ara-tsosialy tia mandray andraikitra. Francia, ...

Fampitam-baovao
Fy, mpampirona ao amin'ny tambajotra sosialy Facebook, dia notendrena ho Mpisolovava ny tanora ao amin’ny UNICEF Madagascar, mba hanandratana ny feon’ny ankizy amin'ny maha-zava-dehibe ny fanaovana vaksiny sy ny ady amin'ny lefakozatra.
Antananarivo, 18 jolay 2024 – Rajaonarivelo Mamisoa Fiderana na i Fy, 15 taona, dia niditra ho Mpisolovava ny Tanora eo anivon’ny UNICEF Madagascar. Ny fanaovan-tsonia ny fiaraha-miasa dia notanterahina niaraka tamin’Atoa Mahamat Nour Molli, Solontena lefitra, lehiben’ny fampandehanan-draharaha ao amin’ny UNICEF M...

Tahirinkevitra
Ny anjara toeran'i Afrika amin'ny fanomezana fandresena ara-pahasalamana manan-tantara vaovao ho an'ny olombelona.
Tsy azo ihodivirana ny aretina toy ny nendra tany aloha. Na izany aza, noho ny herin'ny vaksiny famonjena aina sy ny fiaraha-miasa manerantany dia efa am-polo taonany izao no tsy nahitana trangana nendra intsony. Niara-nisalahy ny mpiasan'ny fahasalamana, ny mpikambana eny anivon’ny vondrom-piarahamonina ary ny mp...

Lahatsoratra
Fanaovana vaksiny ireo zaza tsy mbola vita vaksiny: fanamby ho an’ny mpiandraikitra
Asa tena sarotra nefa tsy hoe tsy azo tanterahina akory no miandry an’i Célestin ZAFIMANONJY isan’andro, lehiben’ny fandaharan’asa fanitarana ny fanaovana vaksiny ao amin’ny sampan-draharahan’ny fahasalamam-bahoaka ao amin’ny Distrika Ampanihy, any atsimo andrefan’i Madagasikara. Ao amin’ny fari-piadidiana misy az...

Lahatsoratra
Mamonjy aina maro ny vakisiny.
Reny iray, 28 taona mipetraka eny Tsararano Ambany, Fokontany iray ao amin’ny tananan’i Mahajanga any Madagascar manana-janaka telo lahy i Felana. Mampalahelo fa tsy vita vakisiny ara-potoana ireo zanany roa voalohany 12 sy 10 taona ka marary mafy. Nanapa-kevitra ary i Felana fa hitondra ny zanany fahatelo, Maivan...

Lahatsoratra
Ny tsara indrindra no tianao ho an’ny zanakao ? Ataovy vakisiny izy !
Samy te-hanome ny tsara indrindra ho an’ny zanany ny ray aman-dreny tsirairay avy. Ny fanapahan-kevitra rehetra raisiny dia mifototra amin’ny tanjona hanome ny tsara indrindra ho azy ireo avokoa. Tsy hieritreritra ny tsy hanome azy fialofana na sakafo mihitsy isika raha mbola misy azontsika atao koa. Koa nahoana a...

Lahatsoratra
Ady amin'ny COVID-19, mbola manan-danja ny vaksiny ankehitriny!
« Efa saika maty aho », hoy i Andry Lalaina Andriamasy, mpanao gazety matihanina. Nandritra ny andiany voalohany tamin'ilay valan’aretina no nitrangan’izany tamin'ny Jona 2020. Farafahakeliny 10 andro vao nanjavona ireo soritr'aretina ka nahafahany niezaka namerina fahasalamana haingana. « Nanaraka ny fepetra fits...

Lahatsoratra
Vita vaksiny ihany aho tamin'ny farany ary afaka mahita asa matotra hanatsarana ny fari-piainanay
Ny valan'aretina COVID-19 dia nanimba ny fizahantany, izay sehatra fahatelo mpampidi-bola vahiny be indrindra eto Madagasikara. Tsy ny mponina ao Nosy-Be no hilaza ny mifanohitra amin’izany: io nosy io izay miaina tanteraka amin’ny fizahan-tany, dia tena nisavorovoro tokoa tamin’ny fanakatonana ny sisin-tany hatra...

Lahatsoratra
Vita vakisiny fanefitry ny COVID-19 ny polisy eto Antananarivo ary te hijoro vavolombelona izy ireo
Fijoroana vavolombelona avy amin'i: Raharison Venance Ralaimora Tahiry Arivelo Randriantsizafy Faralahy Razakatsioharana Baovola, Resadresaka nifanaovana tamin’ny polisy inspektera Raharison Venance, fantatra amin’ny solon’anarana Ratsikitsiky , Vaccination de Ratsikitsiky UNICEF: Afaka mampahafantatra ny mombamo...

Fampitam-baovao
Vata fampangatsiahana mandeha amin’ny masoandro 130 sy “kit” fiarovana amin’ny COVID-19 mba hanamafisana ny fanaovana vaksiny ny zaza malagasy sy ny vehivavy bevohoka
Antananarivo, 04 septambra 2020. Mba hiantohana ny fitohizan'ny tolotra fanaovana vaksiny eto Madagasikara, ny Banky Iraisam-pirenena sy ny UNICEF dia manamafy ny fanohanany ny Minisiteran'ny Fahasalamam-bahoaka amin'ny alàlan'ny tetik’asa fanitarana ny fanaovana vaksiny, indrindra manoloana ny valan’aretina COVID...