Fiaraha-miasa sy fifanarahan'ny sehatra tsy miankina sy ny fanjakana

Niditra an-tsehatra ny UNICEF mba hanampiana ny sehatra tsy miankina, entina mampiroborobo ny zon'ny ankizy sy mamolavola hetsika ho an'ny tontolo fampiasam-bola mifandraika amin'ny zon'ny ankizy