Fifanarahana mikasika ny zon'ny ankizy (Dikan-teny natao ho an'ny ankizy)
- Français
- Malagasy
About
FIFANARAHANA MIKASIKA NY ZON'NY ANKIZY - Dikan-teny natao ho an'ny ankizy
Fifanarahana goavana nosoniavin'ny firenena maro nanome toky fa hanaja ny fifanarahana mikasika ny zon'ny ankizy.
Manazava io fifanarahana mikasika ny zon'ny ankizy io hoe iza no antsoina hoe ankizy, inona ny zony ary inona no andraikitry ny governemanta ( izany hoe ny mpitondra ny firenena) amin'izay mahakasika azy. Mifamatotra tanteraka ireo zo ireo, samy zavadehibe izy rehetra ka tsy azo esorina amin'ny ankizy.
Ankatoavin'ny Komitin'ny zon'ny ankizy io andalan-teny io.