Emission #DemokrAnkizy

Les enfants ont eu l'occasion de partager leurs attentes avec les deux candidats à l'élection présidentielle, Andry Rajoelina et Marc Ravalomanana

.
Nathan RANDRIANARIVONY, smiling presenter of the program DemokrAnkizy
UNICEF/UN0266984/Andrinivo

17 décembre 2018
Fandaharana #DemokrAnkizy 2

Afaka nifanakalo hevitra sy nizara ny manitikitika azy ireo tamin'ireo kandida mirahalahy Andry Rajoelina sy Marc Ravalomanana - Ofisialy koa ireo ankizy. Nifandimby nampiantrano ny ankizy izy mirahalahy ary nanana anjara 20 minitra avy hifampiresahana amin'izy ireo tato anatin'ny fandaharana. * Ho an'ny ankizy, zo haneho hevitra sy ho henoina* Ankasitrahana indrindra ny Ministère de la Communication et des Relations avec les Institutions sy ny CENI Madagascar amin'izao dingana lehibe izao

Posted by UNICEF Madagascar on Monday, December 17, 2018