Content Topic
Tsifanjariantsakafo
Recommended resources

Fandaharan’asa
Fanjariantsakafo
UNICEF dia mandray anjara amin'ny ady amin'ny tsifanjariantsakafo eto Madagasikara
More resources

Fampitam-baovao
Mialoha ny fihaonam-be iraisam-pirenena momba ny fanjarian-tsakafo ho an’ny fitomboana izay hatao any Parisy, dia manao fanambarana i Madagasikara fa handray andraikitra amin’ny ady amin’ny tsy fanjarian-tsakafo.
Antananarivo, 25 Febroary 2025, – Notanterahina androany teo ambany fiahian’ny Praiminisitra, Lehiben’ny Governemanta, ny atrikasa ho fanombohana ny fandraisan’andraikitr’i Madagasikara mba hanafainganana ny fandrafetana ny politika sy ny asa momba ny fanjarian-tsakafo ho an’ny fitomboana sy ho fiomanana amin’ny n...

Tantara an-tsary
Miditra an-tsehatra ireo ekipa mandehandeha misahana ny fahasalamana sy ny sakafo ara-pahasalamana
Mbola tsapa any amin’ny faritra atsimo atsinanan’i Madagasikara ny vokatry ny rivodoza niseho tamin’ny 2022 sy 2023, ka ankizy 115.000 no mila fitsaboana noho ny tsy fanjarian-tsakafo antonony sy mahery vaika hatramin’ny faran’ny taona 2023. Any amin’ny faritra Atsimo Atsinanana dia mahatratra 12,4% ny tahan’ny ts...

Lahatsoratra
Fanampin-tsakafo misy kasinga mahavelona maromaro : sakafo mahavelona manatsara ny reny sy ny zaza
Ao an-tranon'i Sambatia, any amin'ny faritra Fitovinany, Atsimo Atsinanan'i Madagasikara, mijery an'i Ranto izy, mpanentana ara-pahasalamana, manamarina ny haavon'ny iody amin'ny sira ao, tamin'ny volana jolay 2024. Ny ioda moa dia kasinga manan-danja. : Rafaliherinjatovo Nampoina, Mpanentana ara-pahasalamana - C...

Lahatsoratra
Fanavaozana fandaharan’asa eny ifotony entina miady amin'ny tsifanjariantsakafo.
Vao maraina dia tonga tamin’ny lakana teny amin’ny tanànan’ Ampadimana ny ekipan’ny tobim-pitsaboana mandehandeha ao anatin’ny fikambanana Médecins du Monde, tohanan’ny UNICEF. Ity tanàna ity dia 45 minitra miala amin'ny lakandranon'i Pangalane avy any amin'ny tanànan'i Mananjary, any atsimo atsinanan'i Madagasika...

Tantara an-tsary
Eny an-kianja mamorona fandaharan’asa eny ifotony iadiana amin’ny tsifanjariantsakafo
Vao maraina dia tonga tamin’ny lakana haingam-pandeha teny amin’ny tanànan’Ampadimana, any atsimo atsinanan’i Madagasikara ny ekipan’ny tobim-pitsaboana mandehandeha ao anatin’ny fikambanana Médecins du Monde, tohanan’ny UNICEF. En début de matinée, la clinique mobile de l’association humanitaire Médecins du Monde...

Lahatsoratra
Lovian-tsakafo mba hanohanana ny ezaka momba ny fahazarana tsara ara-tsakafo ho an'ny zazakely
Izy io no fitaovana entina mampiroborobo ny fomba fanao tsara hanomezana sakafo tsara kokoa ho an’ny zaza menavava sy ny zaza madinika, izay natao manokana ho an'ny faritra atsimo izay tena iharan'ny tsy fanjarian-tsakafo eto Madagasikara. Any Maroalimainty, atsimon'i Madagasikara, i Marignaze sy Vahatandiove dia ...

Tantara an-tsary
Madagasikara : haintany, rivodoza ary fianarana miatrika ny toetr’andro mahery vaika
Izy mirahavavy, Cendrinah (16 taona) sy Francine (15 taona), ao anatin’ny efitrano rava ao amin’ny lisea Antsenavolo, faritra atsimo atsinanan'i Madagasikara. "Nanao ezaka avo roa heny aho mba hifindra kilasy satria matetika no nanapaka ny fianarako nandritra ny vanim-potoan’ny rivodoza" hoy i Francine. Les soeurs...

Fampitam-baovao
Nanao tatitra fanairana ny UNICEF fa niakatra 25% ny tahan’ny tsifanjarian-tsakafo ho an’ny reny any amin’ireo firenena tratry ny krizy, ka atahorana ny ain’ny vehivavy sy ny zaza vao teraka.
Antananarivo, 9 martsa 2023, –, Araka ny tatitra vaovao navoakan’ny UNICEF androany, dia nitombo be ny isan'ny tovovavy bevohoka sy mampinono mijaly noho ny tsifanjarian-tsakafo mahery vaika nihatra hatramin'ny taona 2020. Hita taratra tany amin'ny firenena 12 iharan'ny krizy ara-tsakafo maneran-tany izany tranga ...

Tantara an-tsary
Tandidomin-doza ny ain’ny ankizy marefo any atsimo atsinanana noho ny tsifanjariantsakafo
Miomana handray ny ankizy mijalin’ny tsifanjarian-tsakafo mahery vaika ao amin’ny tobim-pahasalaman’Anosy Tsararafa, any atsimo atsinanan’i Madagasikara ny mpiasan’ny fahasalamana Les agents de santé se préparant à recevoir les enfants souffrant de malnutrition aigüe au centre de santé d’Anosy Tsararafa, dans le s...

Lahatsoratra
Tandidomin-doza ny ain’ny ankizy marefo any atsimo atsinanana noho ny tsifanjariantsakafo
Aman-jatony ireo reny omban-janaka tonga manatona vao maraina eo anoloan’ny tobim-pahasalaman’Anosy, Tsararafa – any atsimo atsinanan’i Madagasikara. Voatery mipetraka amin’ny tany noho izany ny ankamaroan’izy ireo satria tsy ampy intsony ny dabilio noho ny fahabetsahan’ny olona tonga. Tonga mitondra ny telo amin’...

Lahatsoratra
Manakaiky ireo vahoaka mitolona amin’ny tsifanjariantsakafo ireo rafitra miantsehatra amin’ny fano
Niverina tsikelikely amin’ny laoniny ny fiainan’ny mponina ao amin’ny tananan’i Manambotra – any amin’ny faritra atsimo atsinanan’i Madagasikara, herintaona taorian’ny fandalovan’ny rivodoza Batsirai sy Emnati tamin’ny volana febroary 2022. Nosembanin-drahona ny lanitra raha iny niomana namonjy ny fivoriam-behiv...

Lahatsoratra
Fandaharana ara-tsakafo ho an'ny ankizy/zatovo mba hialana amin’ny tsy fanjarian-tsakafo
Ny ady amin’ny tsy fanjarian-tsakafo eto Madagasikara dia miompana hatrany amin’ny zaza latsaky ny 5 taona ao anatin’ny 1000 andro voalohany amin’ny fiainana, amin’ny alàlan’ny fanomezana sakafo tsara ho an’ireo ho reny sy/na ho ray aman-dreny. Na izany aza, tokony ho marihina ihany koa ny vanim-potoanan'ny maha-z...