
Fampitam-baovao
Ny ezaka fanarenana ataontsika manoloana ny COVID-19 dia tokony hametraka ny vehivavy ho laharam-pahamehana
NEW YORK, 8 martsa 2022 –, « Ny Andro Iraisam-pirenena ho an’ny Vehivavy dia fotoana iray hanasongadinana ny fandrosoana hita taorian’ny ady mafy natrehan’ny fianakaviambe iraisam-pirenana ho tombotsoan’ny vehivavy sy ny tovovavy maneran-tany. Fotoana ihany koa izany ahafahana mankalaza ny zava-bita niavaka nataon...