
Lahatsoratra
Nanokatra birao ekolojika any atsimon'i Madagasikara ny UNICEF
Zava-baovao mbola tsy fahita. Ny UNICEF dia nanokatra birao ekolojika mampiasa angovo azo havaozina sy tsy mandoto ny tontolo iainana any atsimon'i Madagasikara. Fitaovana “préfabriqué” na atsangana fotsiny no nanatanterahana izany ary naorina tao Ambovombe, iray amin'ireo faritra maina indrindra any atsimo, mba h...

Lahatsoratra
Eto Madagasikara, mandray andraikitra ireo tanora mpandraharaha mba hiadiana amin'ny coronavirus
Marobe ireo fandraisan’andraikitry ny tanora eto Madagasikara manoloana ny coronavirus. Na eo aza ireo zava-tsarotra tsy tambo isaina miantraika amin’ireo orinasa madinika noho ny valanaretina COVID-19, toy ny fahazoana akora fototra, ny famerana ny fitaterana ary ny fanafoanana/fanemorana tetik'asa sy fitadiavam...

Fampitam-baovao
Namoaka ny lalao facebook "Tsaiky" ny UNICEF ho fampahafantarana ny zon'ny ankizy
Antananarivo, 10 febroary 2020 - Nandritra ny Andro fanentanana ho an'ny internet azo antoka kokoa no nampahafantatra ity lalao vaovao momba ny zon'ny ankizy ity ny UNICEF. Zana-dalao roa no nozaraina voalohany nandritra ity famoahana ity: Tsaiky Salama, momba ny sakafon'ny zaza vao teraka, ary Tsaiky m'surf momba...