Dingano any amin’ny vontoatiny
Madagasikara
Aleo hikaroka
Current language:
Malagasy
Click to select different language
Français
English
Current language:
Malagasy
UNICEF Global
Madagasikara
Momba ny UNICEF
Fantaro ny UNICEF
Hitady asa
Mpanao gazety
Hanao tolo-tanana
Madagasikara
Ny asanay
Tahirin-kevitra
Tantara
Handray anjara
Search form
Tsy afaka karohana
Azo karohana
HIKAROKA
Akatona
Search form
Fulltext search
Clear search input
Search for result
Visually hides dropdown options for search.
Show filters
Clear search input
Search for result
Max
Clear search input
Search for result
Content Topic
Fandraisana andraikitry ny fiaraha-monina
Français
English
Malagasy
More resources
Visually hides dropdown options for search.
Show filters
Clear search input
Search for result
Max
Clear search input
Search for result
Karazana vokatra dropdown
Fampitam-baovao
(1)
Lahatsoratra
(5)
Tantara an-tsary
(1)
Toerana dropdown
Madagasikara
(7)
Lahatsoratra
07 Oktobra 2024
Zavatra 5 tokony ho fantatra mahakasika ny fitahirizam-bola ho an’ny vondrom-piarahamonina
1 – Ireo vondrona misahana tahirim-bola ho an’ny vondrom-piarahamonina ireo dia antsoina hoe "Lakile telo" eny anivon’ny vondrom-piarahamonina sasany. Ny nahatonga io anarana io dia satria ny boaty na ny vata misy ny tahirim-bola dia voahidy amin’ny alàlan’ny kadanà telo, ka ny fanalahidy tsirairay dia tazomin'ny ...
Lahatsoratra
05 Oktobra 2024
Mamolavola ny hoavin'ny zanaka amin'ny alàlan'ny fampiasam-bola azo antoka.
Vao telo taona monja no niara-nipetraka i Claudia sy Eddy Michel, dia efa tsapan’izy ireo ny firoboroboan’ny seham-piariany. Ity mpivady erotrerony mpamboly ity dia monina any Ambodivoanio, tanàna any avaratra atsinanan’i Madagasikara, izay ahitana toe-tany mando mahatsara ny fambolena. “ Tamin’ny taona 2021, dia ...
Lahatsoratra
18 Septambra 2024
Mandray anjara lehibe amin'ny tohi-bely ara-tsakafo eo amin’ny fianakaviana ny fitahirizam-bola
« Mihinana vary isan’andro miaraka amin’ny legioma otazana eny amin’ny tanim-bolinay izahay, » hoy i Jacquise Tombondrasoa, renim-pianakaviana monina ao amin’ny fokontany Ambalatenina, any Vavatenina, any atsinanan’i Madagasikara. Ity famariparitana mikasika ny sakafony ity dia maneho mazava tsara ny fiainana anda...
Tantara an-tsary
07 Jona 2023
Fiaingana vaovao : velona indray ny fanantenana ho an’ny tanora marefo monina any Analanjirofo
Misy tantaram-piovanam-piainana miseho ao atsinanan’i Madagasikara, ao amin’ny Faritra Analanjirofo. Tanora marefo sivy amby enimpolo (69), ahitana tovovavy 28 sy tovolahy 41 no nandao ny sekoly ary lasa niasa any an-tanin-jirofo, lavanila sy tanim-pambolena samihafa. 29% n’ny ankizy 5 ka hatramin’ny 17 taona no ...
Lahatsoratra
30 Martsa 2023
Skoto : mahery fo manolo-tena tsy misalasala manao vy very ny ainy hamonjena ny an’ny hafa.
Nivory manoloana ny fiangonan’ny kartie an’Antsongobory ny skoto, tany atsimo andrefan’i Madagasikara indray misandratr’andro. Nametaka ny folara sy ny mari-pamantarana maneho ny fihaviany sy ny soatoavina ananany avy izy ireo. Ary samy nanao fanamiana: volon-tany ho an’ny lehilahy, ary manga ho an’ny vehivavy. Mi...
Fampitam-baovao
02 Desambra 2021
Ho fahombiazan'ny fahasalaman'ny vondrom-piarahamonina eto Madagasikara, ny UNICEF dia manohana ny atrik’asa famaranana momba ireo fitaovana ifotony ho an'ny mpanentana ara-pahasalamana
Antananarivo, 29 novambra 2021 – Manatanteraka atrik’asa any Antsirabe, ny 29 novambra ka hatramin’ny 3 desambra ho avy izao, ny UNICEF izay miara-miasa akaiky amin’ny Minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka sy ireo mpiara-miombon’antoka amin’ny fiantohana ny fahasalamam-bahoaka. Mba hampahomby ny fahasalaman'ny vondro...
Lahatsoratra
03 Jona 2020
Komandà Tantely Nirina Andriamboavonjy, eny amin'ny lohalaharana rehetra
Raha fahamafisan-toetra no resahana dia tena ilaina ny fananana izany amin’izao fotoana izao manoloana ity valanaretina coronavirus ity. Ny olona tsirairay, ao amin'ny tontolo misy azy avy, dia samy mizatra araka izay fara heriny mba hiatrehana io aretina io. Izany ihany koa no ataon’i Tantely Nirina Andriamboavon...