Content Topic
Fahasalamana sy fivoaran’ny zatovo sy ny tanora
More resources

Tantara an-tsary
Fiarovan-tena amin'ny tazomoka: ao anatin'ny hetsika fisorohana
Any atsimon’i Madagasikara, maherin’ny antsasa-manilan’ny trangana tazomoka no hita ao amin’ny faritra Anosy, Fort-Dauphin. Mba hanampiana ny mponina hiatrika ity aretina ity dia nisy ny hetsika fisorohana notanterahana. Tamin'ny Desambra 2023 dia nirongatra ny tazomoka manaraka vanintaona. Tototry ny asa i Narind...

Lahatsoratra
Fotodrafitrasa sahaza ho an'ny kalitaon'ny fahasalaman’ny reny, ankizy, tanora.
Tohanan'ny tetikasa HAFA Velontegna sy ny Komity Danoà ny Tobim-Pahasalamana ao East Fénérive. Ity fandaharan’asa ity dia manampy amin’ny ady amin'ny tsifanjariantsakafo mitarazoka sady mikendry ny hanatsara ny fivoarana ara-tsaina, ara-batana, ara-tsosialy ary ara-pihetseham-po an'ireo ankizy latsaky ny 5 taona n...

Tatitra
Famakafakana mikasika ny fiantraikan'ny sehatry ny fandraharahana ara-pambolena sy ny voly
Eto Madagasikara, ny voka-pambolena mampidi-bola dia maneho ny 22%-n’ny fampidiram-bola vahiny eto amin'ny firenena araka ny antontan'isa azo farany. Ny lavanilina sy ny jirofo dia mitana ny toerana roa voalohany amin’izany ka ny lavanilina dia 52% ary ny jirofo dia 33%n’ny totalin'ny vola miditra, raha toa ka 4% ...

Tantara an-tsary
Miatrika ny ho aviny ireo tovovavy any atsimon'i Madagasikara amin'ny alàlan'ny programa Lifeskills
Sylviane, 17 taona, dia renim-pianakaviana tokan-tena mipetraka ao Fort Dauphin any amin'ny faritra Anosy any atsimon'i Madagasikara. Nisaraka ny ray aman-dreniny fony izy mbola kely, ary nanomboka tamin'izay izy dia niara-nipetraka tamin'ny reniny sy ny zanany, Razafy izay 4 taona. Sylviane et son fils UNICEF/UN0...

Lahatsoratra
Eto Madagasikara, tohanana ny tanora mba hahafahan’izy ireo mitantana tsara kokoa ny fiainany
Mampionona Mikaia, 19 taona, dia vao avy niteraka ny zanany voalohany, Martino. Monina ao amin'ny Kaominina Ampasy Nampoina izy, fito kilometatra miala ny tanànan'ny Fort-Dauphin any atsimon'i Madagasikara. Tsy maintsy nijanona tsy nianatra intsony i Mikaia tamin'ny faha-16 taonany satria tsy takatrin'ny reniny in...

Fampitam-baovao
Ny UNICEF dia miantoka ny fitohizan'ireo tolotra ara-pahasalamana ho famonjena aina
Ny coronavirus dia nisy fiantraikany teo amin’ny sampan-draharaha ara-pahasalamana ary nampihena ny fifantohana sy ny fanohanana ireo tobim-pahasalamana fototra. Any Madagasikara ary toy ny any amin’ny firenena rehetra maneran-tany dia nifantoka tamin’ny ady amin’ny COVID-19 ireo asa rehetra. Tany amin'ireo firene...

Horonantsary
Antoky ny ho avy mamiratra ny fahaiza-misafidy mandritra ny fahatanorana
Mila manao firaisana sy manambady haingana ianao amin’izay tsy mijaly lava isaky ny fadimbolana. Izany no torohevitry ny renibeko. Florentine, 16 taona Monina ao amin’ny kaominina Ifarantsa (faritra Anosy), any atsimon’i Madagasikara i Florentine ary taizan-drenibeny izy. NIfindra any amin’ny kaominina hafa mank...