Tazomoka: fepetra mivaingana hisorohana ny aretina sy hiarovana ny fianakaviana.

Fitsaboana fisorohana averimberina ho an'ny vehivavy bevohoka sy hetsika fisorohana ho an’ny zaza mihoatra ny 6 taona; misy ny fepetra noraisina ho fisorohana ny tazomoka any amin'ny distrikan'i Fort-Dauphin.

Lalaina Harisoa Ralaiarijaona
Prévention du paludisme
UNICEF Madagascar/2024/Andrianantenaina
15 Febroary 2024