Tandidomin-doza ny ain’ny ankizy marefo any atsimo atsinanana noho ny tsifanjariantsakafo

Tombanana ho 115,000 ireo ankizy mila fitsaboana noho ny tsifanjariantsakafo mahery vaika nihatra taminy tamin’ity taona 2023 ity

Abela Ralaivita
Soa, emmenant ses jumeaux (sept mois) atteints de malnutrition aigüe au centre de santé d’Anosy Tsararafa, dans le sud-est de Madagascar.
UNICEF/UN0794136/Andriantsoarana
08 Martsa 2023
Les agents de santé se préparant à recevoir les enfants souffrant de malnutrition aigüe au centre de santé d’Anosy Tsararafa, dans le sud-est de Madagascar.
UNICEF/UN0793982/Andriantsoarana

Miomana handray ny ankizy mijalin’ny tsifanjarian-tsakafo mahery vaika ao amin’ny tobim-pahasalaman’Anosy Tsararafa, any atsimo atsinanan’i Madagasikara ny mpiasan’ny fahasalamana

L’agent de santé Kamosa Arisaina Vetas (à gauche) démarre les activités par des sensibilisations autour de la nutrition, l’alimentation et l’hygiène.
UNICEF/UN0793980/Andriantsoarana

Manomboka ny hetsika amin’ny fanentanana mikasika ny fanjariantsakafo, ny sakafo ary ny fahadiovana ny mpiasan’ny fahasalamana Kamosa Arisaina Vetas (eo an-kavia)

Soa, 24 ans est venue avec trois de ses quatre enfants dont les jumeaux Marina (dans ses bras) et Julien, âgés de sept mois. « J’emmène mes enfants pour le contrôle au centre de santé car ils sont amaigris depuis quatre semaines », dit-elle.
UNICEF/UN0794137/Andriantsoarana

Soa, 24 taona tonga miaraka amin’ny zanany telo amin’ny efatra isan’izany ny kambana, Marina (trotroiny) sy Julien, fito taona. « Entiko ho zahana eto amin’ny tobim-pahasalamana ny zanako fa nihamahia kely izy ireo efa ho efatra herinandro izay », hoy izy

Vetas en train de contrôler le poids de Marina qui est atteinte de malnutrition aigüe sévère, l’aspect de dénutrition la plus meurtrière.
UNICEF/UN0794139/Andriantsoarana

Mijery ny lanjan’i marina tratry ny tsifanjarian-tsakafo mahery vaika, ilay karazana tsifanjarian-tsakafo tena mahafaty indrindra i Vetas.

Vetas regardant le poids de Marina sur la balance fournie par l’UNICEF.
UNICEF/UN0794131/Andriantsoarana

Mijery ny lanjan’i Marina amin’ny mizana nomen’ny UNICEF i Vetas.

« 109 millimètres », dit-il à son collègue après avoir examiné le tour de bras de Marina. Malgré le fait qu’elle ait gagné 100 grammes en une semaine, elle est toujours dans la zone rouge.
UNICEF/UN0794141/Andriantsoarana

« 109 milimetatra », hoy izy tamin’ny mpiaramiasa aminy rehefa avy nijery refitsandrin’i Marina. Na dia nahazo 100 grama aza izy nandritra ny herinandro, dia mbola anaty faritra mena ihany.

Soa recevant pour le traitement de Marina des rations d’aliments thérapeutiques prêts- à -l’emploi, fournis par l’UNICEF.
UNICEF/UN0794150/Andriantsoarana

Mandray ny zara sakafo fitsaboana azo tonga dia ampiasaina nomen’ny UNICEF i Soa.

Marina prenant son traitement dans les bras de Soa, qui porte aussi Julien dans son dos.
UNICEF/UN0794154/Andriantsoarana

Mihinana ny sakafo fitsaboana azy eny an-trotroan-dreniny i Marina, izay mbola mibaby an’i Julien koa.

Des patients attendant le résultat du test de paludisme, dont une recrudescence est observée dans la région. Cette maladie empire la malnutrition chez l’enfant à cause de la fragilité de son état de santé.
UNICEF/UN0794593/Andriantsoarana

Marary miandry ny fizahana tazomoka, fa hita ho niakatra be izany tranga izany teo amin’ny faritra. Manampy trotraka ny tsifanjarian-tsakafo eo amin’ny zaza io aretina io satria mampaharefo ny toe-pahasalamany amin’ny ankapobeny.

Les enfants de Soa mangeant des fruits à pain au déjeuner. Cet aliment pousse à l’état sauvage est et couramment utilisé pour subvenir aux besoins alimentaires, en particulier pendant les périodes de soudure.
UNICEF/UN0794156/Andriantsoarana

Mihinana soanambo ho sakafo maraina ny zanak’i Soa. Maniriniry ho azy io sakafo io ary ampiasaina hamenoana ny banga ara-tsakafo, indrindra amin’ny fotoantsarotra.

Photo portrait de Soa et de sa famille devant leur maison.
UNICEF/UN0794155/Andriantsoarana

Sarin’i Soa sy ny ankohonany eo anoloan’ny tranony.