Ny fihaonan'ireo mpamatsy tolotra sy ny UNICEF dia mampiroborobo ny zon'ny ankizy

Mpamatsy tolotra maherin'ny 150, izay voarakitra ao anatin’ny lahatahiry vaovaon'ny UNICEF ankehitriny, no naneho ny fahavononan’izy ireo hanohana ny UNICEF bebe kokoa amin'ny fanatanterahana ny andraikiny eto Madagasikara.

Lalaina Harisoa Ralaiarijaona
Plus d’une centaine de fournisseurs ont répondu à l’appel de l’UNICEF dans le cadre de la journée Porte Ouverte
UNICEF Madagascar/2022/Andrianandrasana
10 Novambra 2022