“Moving mountains” sy “Going blue” hetsika roa hankalazana ny Andro maneran-tany ho an'ny ankizy

Manome voninahitra ny ankizy sy ny zony

Ny Hasina Ramahenina
Moving mountains et Going blue
UNICEF/UN0370203 et TedX Youth Antananarivo
24 Novambra 2020

Ny 20 Novambra, Andro maneran-tany ho an'ny ankizy dia manohana ny hetsika TedX Youth ny UNICEF Madagascar. Izany hetsika izany dia ahafahan'ny ankizy 16 miakatra an-tsehatra ary mizara ny tantaran'izy ireo ary mijoro ho vavolombelona amin'ny hetsika noraisiny mba hitondra fanovana ao anatin'ny vondrom-piarahamonin'izy ireo.

Amin’ity taona ity koa ao anatin'izay fankalazana izay ihany dia mandray anjara amin'ny fanentanana maneran-tany “Going Blue” ny UNICEF Madagascar. Ny “Going blue” dia hetsika anazavana trano lehibe sy tsangambato ho manga hanehoana ny fanohanana ny zon'ny ankizy. Araka izany, manomboka amin'ny 19 ka hatramin'ny 24 Novambra dia manjelanjelatra amin'ny jiro manga ny lapan'i Manjakamiadana eto Antananarivo.

 

Reharehan'ny UNICEF Madagascar ny manohana ny Tedx Youth ary manome feo ny ankizy

Les mots du Représentant de l'UNICEF à Madagascar
Tedx Youth Antananarivo
Mot du Représentant de l'UNICEF à Madagascar
Le thème, moving mountains
Tedx Youth Antananarivo
Moving mountains, ce que le thème de cette édition du Tedx Talk signifie

Ny UNICEF dia manohana ny ankizy ho mpiaro ny zony

Célébration de la Journée Mondiale de l'Enfance
Tedx Youth Antananarivo
Célébration de la Journée Mondiale des Enfants avec les enfants participants du Tedx talk "Moving Mountains", le Représentant de l'UNICEF à Madagascar et les organisateurs de l'événement
Lova Renée recevant son certificat
Tedx Youth Antananarivo
Jean-Benoit Manhes remettant son certificat à Lova Renée participante du Tedx Talk "Moving mountains"

Andy sy ny Kids Mahery, anisan'ireo nandray anjara tamin'ny "Moving Mountains"

Andy derrière sa batterie
Tedx Youth Antananarivo
D’un tempérament discret et timide, Andy fait du bruit sur scène pour communiquer ses émotions à travers son instrument de prédilection : la batterie. À 14 ans, ce jeune prodige malgache s’est déjà produit sur la scène de nombreux festivals et entend être un digne représentant des jeunes jazzmen malgaches.
les Kids mahery
Tedx Youth Antananarivo
Avez-vous su mettre à profit votre confinement ? Savez-vous lever vos peurs ? Deux questions, une conviction : peu importe votre âge à partir du moment où vous croyez en vous, lancez-vous. C’est ce que les Kids Mahery (Miroshi, 10 ans et Miaïjo, 8 ans) ont décidé de nous enseigner au travers de la mise en place de leur projet, ces deux kidsentrepreneuses déménagent tout sur leur passage.

Manjelatra amin'ny jiro manga ny Lapan'i manjakamiadana hampatsiahivana ny zon'ny ankizy

Le Palais de la Reine s'illumine en bleu
© UNICEF/UN0370203
Cette année, pour la célébration de la Journée Mondiale des Enfants, Antananarivo fait partie des villes de la campagne "Going blue", le Palais de la Reine s'illumine en bleu
le Palais de la Reine en bleu
UNICEF Madagascar/2020/Rina Andrianandrasana