Malaza eny anivon’ireo fokontany ny fitiliana ny homamiadan’ny vozon-tranonjaza

Any Mahambo any atsinanan'ny nosy, ny hafanam-pon'ny vehivavy amin'ny fitiliana ny homamiadan'ny vozon-tranonjaza vokatry ny fampivoarana ny fahaiza-manaon’ireo mpanentana ara-pahasalamana sy ny fanentanana ny fiarahamonina

Rame Kara Iavilisy
Séance de sensibilisation et information avant de recevoir les femmes pour leur dépistage de cancer du col, devant le CSBII Mahambo
UNICEF Madagascar/2022/Rame Kara
31 Oktobra 2022