Hoengee sy ny zanany dia mandray andraikitra ho fiarovana ny tanànany amin’ny fangerena an-kalamanja

Ny tanànan’i Ekaroky afovoany, any atsimon’i Madagasikara, dia tafala tanteraka tamin’ny fangerena an-kalamanjana hatramin’ny taona 2021. Misy fianakaviana mandray andraikitra mba hihazonana io sata io, ka anisan’izany i Hoengee sy ny zanany enina.

Diamondra Andrindrainy
Construction de latrines
UNICEF/UN0267006/Raoelison
19 Janoary 2024