Fampiharana ireo « hafatra fototra efatra mikasika ny WASH », fiainana andavanandro ara-pahasalamana

Ireo fomba fanao tsara mifandraika amin’ny hafatra fototra 4 mikasika ny WASH teo anivon’ny tobim-pahasalamana Belafika Haut dia nanova ny fahazaran’ny mponina ary nampiakatra ny heri-tsain’izy ireo, indrindra ireo marary

Maminirina Rakotomalala
Gestion de l'eau
UNICEF/UN0314038/Pudlowski
16 Martsa 2023