Antavy Avaratra : nampitombo ny isan’ny mpianatra ny fananganana ilay sekoly vaovao

Ny sekoly ho an’ny fampianarana ankapobeny ao Antavy Avaratra dia nisitraka fotodrafitr’asa vaovao maharitra, noho ny fandraisan’andraikitry ny vondrom-piarahamonina sy ny fanohanan'ny UNICEF, izay vatsian'ny Komity Nasionaly Japoney mpanohana ny UNICEF

Abela Ralaivita
Portrait photo de Marie Arlette, 17 ans, qui se tient devant son ancienne salle de classe.
UNICEF Madagascar/2022/Ralaivita
24 Oktobra 2022