Vita vaksiny ihany aho tamin'ny farany ary afaka mahita asa matotra hanatsarana ny fari-piainanay
Ny valan'aretina COVID-19 dia nanimba ny fizahantany, izay sehatra fahatelo mpampidi-bola vahiny be indrindra eto Madagasikara. Tsy ny mponina ao Nosy-Be no hilaza ny mifanohitra amin’izany: io nosy io izay miaina tanteraka amin’ny fizahan-tany, dia tena nisavorovoro tokoa tamin’ny fanakatonana ny sisin-tany hatra...