Dingano any amin’ny vontoatiny
Madagasikara Madagasikara
  • Français
  • English
  • Malagasy

Global links - MG

  • UNICEF Global
  • Sahirana ara-pahitana
Madagasikara Madagasikara
    • Momba ny UNICEF
      • Fantaro ny UNICEF
      • Hitady asa
  • Mpanao gazety
Hanao tolo-tanana

Main navigation

  • Ny asanay
  • Tahirin-kevitra
  • Tantara
  • Handray anjara
Search area has closed.
Search area has opened.
HIKAROKAAkatona

Karohy UNICEF

0B792406-3C90-48E8-AF22-4D48618D699F Created with sketchtool.
Vokatry ny teny nokarohina

Madagasikara

  • Vonona amin'ny:
  • Français
  • English
  • Malagasy
Fandaharan’asa
08 Aogositra 2020
Politika ara-tsosialy ho fanasoavana ny ankizy
UNICEF manamafy ny politika sosialy tsimialonjafy sy fitantanana ny volam-panjakana ho fanasoavana ny ankizy.
Fandaharan’asa
07 Aogositra 2020
Fiaraha-miasan'ny sehatra tsy miankina sy ny fanjakana
Niditra an-tsehatra ny UNICEF mba hanampiana ny sehatra tsy miankina, entina mampiroborobo ny zon'ny ankizy
Une mere et son enfant, beneficiaires d'un programme de protection sociale
Fandaharan’asa
07 Aogositra 2020
Rafitra fiahiana ara-tsosialy tsimialonjafy
Ny UNICEF dia manohana ny politikam-pirenena mikasika ny fiahiana ara-tsosialy, mba hampihenana 15% ny isan'ny mponina miaina ao anaty fahantrana lalina
Fampianarana tomombana
Fandaharan’asa
07 Aogositra 2020
Fanabeazana
Ny UNICEF dia mandray andraikitra mba hahazoan’ny ankizy rehetra tsy ankanavaka fahalalana sy fahaiza-manao, mba hahafahan’izy ireo mivelatra
Vaksiny polio
Fandaharan’asa
07 Aogositra 2020
Fahasalamana
Ny UNICEF dia mandray andraikitra mba hanitarana ny fampiasana ny sampan-draharaha ara-pahasalamana ifotony ho an’ny ankizy latsaky ny dimy taona
Enfants dans le Sud Est de Madagascar
Fandaharan’asa
07 Aogositra 2020
Politika sosialy
Ho an'ny ankizy tsirairay, fahafahana ara-drariny eo amin'ny fiainana
Misasa tanana any an-tsekoly
Fandaharan’asa
18 Febroary 2020
Rano, fanadiovana sy fidiovana (WASH)
Mitana anjara toerana lehibe amin'ny fivelomana sy fivoaran'ny ankizy ny rano madio, trano fidiovana ary fomba tsara fidiovana
Miaro ny zaza
Fandaharan’asa
31 Desambra 2017
Fiarovana ny ankizy
Ny UNICEF dia miasa mba ho lehibe ao anaty tontolo voaaro amin'ny herisetra sy ny fanararaotana ny ankizy tsirairay
Kere any atsimo
Fandaharan’asa
31 Desambra 2017
Fiatrehana sy fiomanana amin’ny loza
Ny UNICEF dia miasa mba ho afaka hiaina am-pilaminana ny ankizy tsirairay ary afaka hiarina raha sanatria iharan’ny loza
Vary
Fandaharan’asa
31 Desambra 1999
Fanjariantsakafo
UNICEF dia mandray anjara amin'ny ady amin'ny tsifanjariantsakafo eto Madagasikara
  • Aloha
    • 1
      • 1
      • 2
      • 3
      • 4
      • 5
      • 6
      • 7
      • 8
      • 9
      • 10
      • 11
      • 12
      • 13
      • 14
      • 15
      • 16
      • 17
      • 18
      • 19
      • 20
      • 21
      • 22
      • 23
      • 24
      • 25
      • 26
      • 27
      • 28
  • Manaraka

Footer

Pejy fandraisana
  • Ny asanay
  • Tahirin-kevitra
  • Tantaram-piainana
  • Handray anjara
Mifandray amin'ny UNICEF
  • Arozaza
  • La Voix des Jeunes
  • Tahalan'ny zon'ny ankizy sy ny orinasa
Momba ny UNICEF
  • Hitady asa
  • Inona ny UNICEF ?
  • Mpanao gazety
Ho mpanome tolo-tanana

Social

Footer Secondary

  • Hiresaka aminay
  • Tsara ho fantatra