COVID19: Laharam-pahamehana ny fanaovam-baksiny sy ny fizaham-pahasalamana ny vehivavy bevohoka
Fitohizan'ireo tolotra ireo ao anatin’ny krizy Tamin'io andro io dia nandeha an-tongotra tamin’ny làlana mideza any Fianarantsoa (tanànan'ny Faritra Haute Matsiatra, afovoan'i Madagasikara) nandritra ny adiny iray teo ho eo i FANJANIRINA, Marie Luciane, 23 taona, miaraka amin'ny arovava, mba hahatongavany any amin'ny Tobim-Pahasamana Fototra (…