Dingano any amin’ny vontoatiny
Madagasikara Madagasikara
  • Français
  • English
  • Malagasy

Global links - MG

  • UNICEF Global
  • Sahirana ara-pahitana
Madagasikara Madagasikara
    • Momba ny UNICEF
      • Fantaro ny UNICEF
      • Hitady asa
  • Mpanao gazety
Hanao tolo-tanana

Main navigation

  • Ny asanay
  • Tahirin-kevitra
  • Tantara
  • Handray anjara
Search area has closed.
Search area has opened.
HIKAROKAAkatona

Karohy UNICEF

0B792406-3C90-48E8-AF22-4D48618D699F Created with sketchtool.
Vokatry ny teny nokarohina

Fanabeazana

  • Vonona amin'ny:
  • Français
  • English
  • Malagasy
Fampianarana tomombana
Fandaharan’asa
07 Aogositra 2020
Fanabeazana
Ny UNICEF dia mandray andraikitra mba hahazoan’ny ankizy rehetra tsy ankanavaka fahalalana sy fahaiza-manao, mba hahafahan’izy ireo mivelatra
Écolier dans le Sud
Lahatsoratra
16 Novambra 2022
Ho fanatsarana ny fanabeazana
Mara Justin, manan-janaka 4 mianatra ao amin'ny Sekoly Bevitika dia nanao fanomezana ny taniny izay hananganana trano fianarana roa fanampiny atsy ho atsy.
Back to school and learning
Lahatsoratra
10 Novambra 2022
Programa “Miverena any an-tsekoly sy mianatra”
Fanaovazana ny sehatry ny fanabeazana miaraka amin’ny programa “Miverena any an-tsekoly sy mianatra”
Lova résume en quelques mots la séance de formation de la veille
Lahatsoratra
31 Oktobra 2022
Ny fiofanana momba ny fampianarana mampiaty
Ny fampiharana ny Back To School & Learnin dia ahafahan'ny mpampiofana 40 mahazo fampivoarana ny fahaiza-manao momba ny fanabeazana mampiaty
Portrait photo de Marie Arlette, 17 ans, qui se tient devant son ancienne salle de classe.
Lahatsoratra
24 Oktobra 2022
Antavy Avaratra : fanoerenana sekoly vaovao
Antavy Avaratra : nampitombo ny isan’ny mpianatra ny fananganana ilay sekoly vaovao
Apprendre à lire et écrire
Fampitam-baovao
16 Septambra 2022
Ny UNICEF dia mampitandrina momba ny traikefa amin’ny fianarana ambany dia ambany izay tena mampivarahontsana: ny ampahatelon'ny ankizy 10 taona maneran-tany ihany no tombanana ho afaka mamaky sy mahatakatra lahatsoratra tsotra.
Mialoha ny Fihaonana an-tampony momba ny fanavaozana ny fanabeazana, ny UNICEF dia nanambara tao amin'ny foiben'ny Firenena Mikambana any New York mahakasika ny fametrahana ny fotodrafitr’asa hiatrehana ny krizin'ny fampianarana
Education des filles
Lahatsoratra
09 Aogositra 2022
Ny kilasy fanarenana dia ahafahan’ny ankizy manohy fianarana
Toy ny ankizy rehetra, Rachida Tombosoa sy ny zokiny vavy dia afaka nandeha tany amin'ny Sekoly Fanabeazana Fototra ao Katsepy, any andrefan'i Madagasikara.
L’un des bâtiments de l’Ecole Primaire Publique de Beraketa
Lahatsoratra
03 Aogositra 2022
Ny fiaraha-mientana dia miaro ny fitiavana mianatra
Manao ezaka hanatsarana ny fotodrafitrasa ireo mpikambana ao amin'ny komity mpitantana ny sekoly EPP Beraketa
Fournitures scolaires
Lahatsoratra
28 Jolay 2022
Amorain’ireo kilasy fanarenanana ny fiverenana an-tsekoly
Corina, 9 taona, dia isan’ireo ankizy an'arivony voatery niala an-tsekoly tamin'ny taom-pianarana 2021, noho ny fahasahiranana ara-pivelomana
Odette en pleine explication de la leçon à ses élèves
Lahatsoratra
17 Jolay 2022
Mitondra zava-baovao ireo mpampianatra mba hitiavana ny tara
Mampiasa ny fahaiza-mamorona ny mpampianatra mba hitiavan'ny mpianatra ny taranja siantifika
  • Aloha
    • 1
      • 1
      • 2
      • 3
      • 4
  • Manaraka

Footer

Pejy fandraisana
  • Ny asanay
  • Tahirin-kevitra
  • Tantaram-piainana
  • Handray anjara
Mifandray amin'ny UNICEF
  • Arozaza
  • La Voix des Jeunes
  • Tahalan'ny zon'ny ankizy sy ny orinasa
Momba ny UNICEF
  • Hitady asa
  • Inona ny UNICEF ?
  • Mpanao gazety
Ho mpanome tolo-tanana

Social

Footer Secondary

  • Hiresaka aminay
  • Tsara ho fantatra