08 Martsa 2021

Vehivavy efatra, lalana nodiavina efatra mahavariana sy manome aingam-panahy

Nellie Anjaratiana, ilay hery mangina ananan'ny Miss Madagasikara ao ambadik’ireo kambana avy any Mananjary Manamboninahitra miaramila i Miharisoa Barinia, mikarakara fatratra ireo angidimby ao amin’ny tafika an-habakabaka Neny Rasoa, ilay vehivavy mahery fo miaraka amin’ilay fiara Citroën Deux Chevaux manan-tantara Matina Razafimahefa, manohana…, Nellie Anjaratiana, ilay hery mangina ananan'ny Miss Madagasikara ao ambadik’ireo kambana avy any Mananjary, Miss Madagascar Miss Madagascar Miss Madagascar Miss Madagascar Display caption Show Original Caption Display caption Show Original Caption Tamin'ny faha-25 taonany, i Nellie Anjaratiana, avy any Port-Bergé any avaratr’i Madagasikara, dia nahita ny fiainany niova ho tantara mahafinaritra tsy mampino, fa indrindra indrindra niova ho fahafahana…, Manamboninahitra miaramila i Miharisoa Barinia, mikarakara fatratra ireo angidimby ao amin’ny tafika an-habakabaka, Mécanicienne aéronautique Photo fournie Mécanicienne aéronautique Photo fournie Display caption Show Original Caption Display caption Show Original Caption Tena miavaka tsotra izao ny làlana nodiavin’i Miharisoa Barinia Rakotonirina. Tsy azo isalasalana ny maha-tena miaramila manam-pahaizana azy. Tsy vitan’ny hoe izy no vehivavy voalohany niditra…, Neny Rasoa, ilay vehivavy mahery fo miaraka amin’ilay fiara Citroën Deux Chevaux manan-tantara, Rasoa Photo fournie Rasoa chauffeur de taxi Photo fournie Display caption Show Original Caption Display caption Show Original Caption Iza no tsy mahalala an'i Celestine Randriambololona, antsoina koa hoe Neny Rasoa. Nivezivezy nanerana ny araben'i Antananarivo renivohitra tamin'ny fiarakodiany Citroën 2CV efa ho telopolo taona izy. Fantatra amin'…, Matina Razafimahefa, manohana ny sehatra fanabeazana nomerika ho an'ny tanora Afrikanina, Matina Photo fournie Matina en tournage Photo fournie Display caption Show Original Caption Display caption Show Original Caption Lalana nodiavina izay mety hanome aingam-panahy ny tanora, indrindra ny zazavavy. Teraka tany Côte d’Ivoire ary lehibe teto Madagasikara i Matina Razafimahefa ary nametraka ny fony tao Afrika. Na dia nandao an'i…