Dingano any amin’ny vontoatiny
Madagasikara Madagasikara
  • Français
  • English
  • Malagasy

Global links - MG

  • UNICEF Global
  • Sahirana ara-pahitana
Madagasikara Madagasikara
    • Momba ny UNICEF
      • Fantaro ny UNICEF
      • Hitady asa
  • Mpanao gazety
Hanao tolo-tanana

Main navigation

  • Ny asanay
  • Tahirin-kevitra
  • Tantara
  • Handray anjara
Tsy afaka karohana
Azo karohana
HIKAROKAAkatona

Karohy UNICEF

0B792406-3C90-48E8-AF22-4D48618D699F Created with sketchtool.
Vokatry ny teny nokarohina

Fahasalamana

  • Vonona amin'ny:
  • Français
  • English
  • Malagasy
Vaksiny polio
Fandaharan’asa
07 Aogositra 2020
Fahasalamana
Ny UNICEF dia mandray andraikitra mba hanitarana ny fampiasana ny sampan-draharaha ara-pahasalamana ifotony ho an’ny ankizy latsaky ny dimy taona
Vaccination COVID-19
Lahatsoratra
09 Desambra 2022
Ady amin'ny COVID-19, mbola manan-danja ny vaksiny
Olo-malaza anakiroa, manamafy ny maha zava-dehibe ny fanaovana vaksiny.
Vaccination COVID-19 à Nosy-Be
Lahatsoratra
05 Novambra 2022
Fanaovana vaksiny COVID-19 any Nosy-Be
Any Nosy-Be, paradisan’ny fizahantany any avaratra andrefan’i Madagasikara, ny fahaveloman’ny mponina dia miankina feno amin’ny fanarenana ara-toekarena.
Séance de sensibilisation et information avant de recevoir les femmes pour leur dépistage de cancer du col, devant le CSBII Mahambo
Lahatsoratra
31 Oktobra 2022
Fitiliana ny homamiadan’ny vozon-tranonjaza
Any Mahambo any atsinanan'ny nosy, ny hafanam-pon'ny vehivavy amin'ny fitiliana ny homamiadan'ny vozon-tranonjaza
Site de nutrition de Tsaramainandro, Région d'Analanjirofo
Tantara an-tsary
22 Septambra 2022
Zava-dehibe ny arivo andro voalohany eo amin'ny fiainana
Vehivavy bevohoka 290.000 mahery sy zaza vao teraka 220.000 no nisitraka tolotra ara-tsakafo sy ara-pahasalamana sahaza nanomboka ny taona 2017
Angele pendant la consultation externe à Imanombo, commune d'Ankarana, district de Farafangana
Lahatsoratra
02 Aogositra 2022
Ny fitsaboana manakaiky vahoaka anatin’ny fotoan-tsarotra
Anaty fotoan-tsarotra dia ny fitsaboana omen’ireo tobim-pitsaboana mandehandeha dia mamonjy ain’ankizy anarivony.
Représentant de l'UNICEF à Madagascar et le Ministre de la Santé de Madagascar
Fampitam-baovao
02 Aogositra 2022
Lanonana ofisialy fanolorana fitaovana informatika ho an’ny sampan-draharaham-panjakana eo anivon’ny Minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka
Razandry et l’une des sages-femmes du centre de santé d’Ampasina Maningory
Lahatsoratra
17 Jona 2022
Mifanome tànana hamonjy aina ny reninjaza sy ny rasazy
Asa goavana sy lavitra ezaka no tanterahin’ireo mpiasan’ny fahasalamana mba hiantohana fiterahana tsy misy olana.
Livraison de vaccins
Fampitam-baovao
02 Jona 2022
Ho fanamafisana ny rojo famatsiana ara-pahasalamana ho an'ny daholobe, ny UNICEF dia nampahafantatra ny Minisiteran'ny Fahasalamam-bahoaka sy ny masoivohon'ny Firenena Mikambana mahakasika ny maodelina fahamatorana
Famoaham-baovao iraisana
Vaccination COVID-19
Tantara an-tsary
14 Aprily 2022
Mitarika ny olona hiroso ny mpiasan'ny fahasalamana iray
Eto Madagasikara, 3,5%-n’ny mponina ihany no vita vaksiny tanteraka amin’ny COVID-19.
  • Aloha
    • 1
      • 1
      • 2
      • 3
      • 4
  • Manaraka

Footer

Pejy fandraisana
  • Ny asanay
  • Tahirin-kevitra
  • Tantaram-piainana
  • Handray anjara
Mifandray amin'ny UNICEF
  • Arozaza
  • La Voix des Jeunes
  • Tahalan'ny zon'ny ankizy sy ny orinasa
Momba ny UNICEF
  • Hitady asa
  • Inona ny UNICEF ?
  • Mpanao gazety
Ho mpanome tolo-tanana

Social

Footer Secondary

  • Hiresaka aminay
  • Tsara ho fantatra